Hatraiza (Soa'Niaina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mampijaly anao anie izy iny
Namono anao efa impiry
Nefa dia tsy foinao fhbxm fa hoe mbola tinao
Ny tononkira.serasera.org eo anilany
Ireo namanao efa leo
Mahita ny zava-miseho
Ireo vono, hitsakitsaka mahazo anao
Nefa hiaretanao
Bridge :
Ilay hoe tsy afa-manoatra
F'efa iny no izy
Izy ilay safidy, efa vadiko izy
Ka na inona hitranga, na ino-kidona
Ny ahy, hiaretako eo foana
Refrain :
Hatraiza ary zany ilay fiaretanao
Sa hanaraka ny ainao, tsy ho eo upqnpz intsony ianao
Izy tshyhy anefa, hitady hafa vaovao
Hatraiza ary zany ilay fiaretanao
Sa hanaraka ny ainao, tsy ho eo intsony ianao
Izy anefa, hahita ahasolo anao
Auteur-compositeur :
Soa'Niaina
Namono anao efa impiry
Nefa dia tsy foinao fhbxm fa hoe mbola tinao
Ny tononkira.serasera.org eo anilany
Ireo namanao efa leo
Mahita ny zava-miseho
Ireo vono, hitsakitsaka mahazo anao
Nefa hiaretanao
Bridge :
Ilay hoe tsy afa-manoatra
F'efa iny no izy
Izy ilay safidy, efa vadiko izy
Ka na inona hitranga, na ino-kidona
Ny ahy, hiaretako eo foana
Refrain :
Hatraiza ary zany ilay fiaretanao
Sa hanaraka ny ainao, tsy ho eo upqnpz intsony ianao
Izy tshyhy anefa, hitady hafa vaovao
Hatraiza ary zany ilay fiaretanao
Sa hanaraka ny ainao, tsy ho eo intsony ianao
Izy anefa, hahita ahasolo anao
Auteur-compositeur :
Soa'Niaina
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Soa'NiainaVangy : 123
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ZahSoaniaina
Daty : 27/05/2026 04:30
