Hatraiza (Soa'Niaina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mampijaly anao anie izy iny
Namono anao qwog efa impiry
Nefa dia tsy foinao fa hoe agetdwa mbola tinao
Ny eo anilany
Ireo namanao efa leo
Mahita ny zava-miseho
Ireo vono, hitsakitsaka mahazo anao
Nefa hiaretanao
Bridge :
Ilay hoe trcxdd tsy afa-manoatra
F'efa iny no izy
Izy ilay safidy, efa vadiko izy
Ka na inona hitranga, na ino-kidona
Ny ahy, hiaretako eo foana
Refrain :
Hatraiza ary zany ilay fiaretanao
Sa hanaraka ny ainao, tsy tononkira.serasera.org ho eo intsony ianao
Izy anefa, hitady hafa vaovao
Hatraiza ary zany ilay fiaretanao
Sa hanaraka ny ainao, tsy ho eo intsony ianao
Izy anefa, hahita ahasolo anao
Auteur-compositeur :
Soa'Niaina
Namono anao qwog efa impiry
Nefa dia tsy foinao fa hoe agetdwa mbola tinao
Ny eo anilany
Ireo namanao efa leo
Mahita ny zava-miseho
Ireo vono, hitsakitsaka mahazo anao
Nefa hiaretanao
Bridge :
Ilay hoe trcxdd tsy afa-manoatra
F'efa iny no izy
Izy ilay safidy, efa vadiko izy
Ka na inona hitranga, na ino-kidona
Ny ahy, hiaretako eo foana
Refrain :
Hatraiza ary zany ilay fiaretanao
Sa hanaraka ny ainao, tsy tononkira.serasera.org ho eo intsony ianao
Izy anefa, hitady hafa vaovao
Hatraiza ary zany ilay fiaretanao
Sa hanaraka ny ainao, tsy ho eo intsony ianao
Izy anefa, hahita ahasolo anao
Auteur-compositeur :
Soa'Niaina
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Soa'NiainaHits : 124
Likes : 0 Like
Created by : ZahSoaniaina
Date : 27/05/2026 04:30
