Ampidiro aloha ny tenimiafina
Raha ny amiko (SLK Vonona:METM betifaga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1""raha ny amiko nzkglx jeso dia efa fantatrao
Fa olona sahirana aho rerantsaina lava izao
Tsy manankarena aho, tsy manambola omena anao
Nefa Ray tsy reraka aho mitalaho
1*na mahonena tononkira.serasera.org sy mahantra aho ry raiko
Tsy ny vola ffauzk na ny arena jesosy ô no ilaiko
Fa ilay fitiavanao, ry tomponay tsitoha
Tsy anary anao na hiala hatramin'ny aiko
Fiv::mino aho jesosy ô(1er)
Fa ho akarinao(3em)
Matoky aho ry tompo ô (1er)
Fa tsy ho arinao(3em)
Ity zandrinao Jesô,mahantra tsy ampy anao
Miandrandra famonjena lava izao
Tompo ô hafao
2"na maro ireo mpanenjika any noho ny asanao
Dia izao tsy hihemotra fa ande hanompo anao
Tiavo ny fahavalonareo, hoy ny teninao
Dia ho voavonjy ianao manomboka Izao
2*fa hiavaka anie ny manompo ahy
Izay tena mivavaka manankarena ara-panahy
Fa ny fihevitrareo tsy mba fihevitro
Mandehana ianao ka torio ny teniko
fjruf Fiv:mino aho...
A/c:binjô

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SLK Vonona:METM betifagaVangy : 346
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Parao
Daty : 06/08/2025 12:13