Ampidiro aloha ny tenimiafina
Savolaina (Silo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
'Ndray maraina, somary savolaina
Vao hguert nifoha, narary ny an-doha
Niezaka nanokatra ny saina
Ny omaly adinony avokoa
Dia nandray sigara vaovao
Hitadidy ny lasa rehetra tany
Tsy hay gywoge intsony mantsy izay natao
Ny tany ambony yjuiqs lasa tany ambany
Haka kely, hitroka kely indray
Rivotra iainana any anaty
Avelao izy indraindray
Fa iny izy no mahafatifaty
Diso be, ratsy koa ny ataony
Fa ny marina tsy hita tononkira.serasera.org eto an-tany
Ireo hira sy reo zay fanaony
No hamafana izany adalany izany
Vao hguert nifoha, narary ny an-doha
Niezaka nanokatra ny saina
Ny omaly adinony avokoa
Dia nandray sigara vaovao
Hitadidy ny lasa rehetra tany
Tsy hay gywoge intsony mantsy izay natao
Ny tany ambony yjuiqs lasa tany ambany
Haka kely, hitroka kely indray
Rivotra iainana any anaty
Avelao izy indraindray
Fa iny izy no mahafatifaty
Diso be, ratsy koa ny ataony
Fa ny marina tsy hita tononkira.serasera.org eto an-tany
Ireo hira sy reo zay fanaony
No hamafana izany adalany izany
--------
Rohy:
