Savolaina (Silo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
'Ndray maraina, somary savolaina
Vao nifoha, narary ny an-doha
Niezaka nanokatra ny saina
Ny omaly adinony avokoa
Dia nandray sigara vaovao
Hitadidy ny lasa rehetra tany
Tsy hay intsony mantsy izay natao
Ny tany ambony lasa tany ambany
Haka kely, hitroka kely indray
Rivotra iainana any anaty
Avelao izy omycoto indraindray
Fa iny izy no mahafatifaty
Diso be, ratsy koa rhxpndi ny ataony
Fa tononkira.serasera.org zklm ny marina tsy hita eto an-tany
Ireo hira sy reo zay fanaony
No hamafana izany adalany izany
Vao nifoha, narary ny an-doha
Niezaka nanokatra ny saina
Ny omaly adinony avokoa
Dia nandray sigara vaovao
Hitadidy ny lasa rehetra tany
Tsy hay intsony mantsy izay natao
Ny tany ambony lasa tany ambany
Haka kely, hitroka kely indray
Rivotra iainana any anaty
Avelao izy omycoto indraindray
Fa iny izy no mahafatifaty
Diso be, ratsy koa rhxpndi ny ataony
Fa tononkira.serasera.org zklm ny marina tsy hita eto an-tany
Ireo hira sy reo zay fanaony
No hamafana izany adalany izany
--------
Rohy:
