Requiem to madness (Silo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Anio aho hilaza sy hitantara aminao
'Ndeha hatao fanao 'reo zay qpraqtg mba tinao
fa marary, mampijaly,
rehefa injay, ianao no tsy mamaly
Satria ianao toa mahalala ahy ihany
Ny ao anatiko ao rehefa injay tononkira.serasera.org tomany
Toa fanahy, mila ainga foana,
mampanahy, sao dia lasa moana
Fa ny antsika roa mantsy anie, tantara tsy ho vita
Isika roa efa miha-lehibe, jereo ireo zanantsika
Ny hany azo ataoko angamba, mianatra mandeha
Isika roa ihany dia ahita be dia be
Rahatrizay, hifankafantatra isika
dia ho tafaray, ny lalam-piainantsika
dia hitohy, tsy hifankafoy,
hifankatia, mandrakizay doria
dia hitohy, wnthfhi tsy ssnsldk hifankafoy,

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SiloVangy : 14919
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : texam
Daty : 17/11/2014 21:25