Requiem to madness (Silo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Anio aho hilaza sy hitantara aminao
'Ndeha hatao fanao 'reo zay mba tinao
fa marary, mampijaly,
rehefa injay, ianao no tsy mamaly
Satria ianao toa mahalala ahy ihany
Ny ao anatiko ao rehefa injay tomany
Toa fanahy, mila lsudrc ainga foana,
mampanahy, sao dia lasa moana
Fa ny antsika roa mantsy anie, tantara tsy ho vita
Isika roa zefu efa miha-lehibe, jereo ireo zanantsika
Ny hany azo ataoko angamba, mianatra mandeha
Isika roa tononkira.serasera.org ihany dia ahita euyuc be dia be
Rahatrizay, hifankafantatra isika
dia ho tafaray, ny lalam-piainantsika
dia hitohy, tsy hifankafoy,
hifankatia, mandrakizay doria
dia hitohy, tsy hifankafoy,
hifankatia, mandrakizay doria
'Ndeha hatao fanao 'reo zay mba tinao
fa marary, mampijaly,
rehefa injay, ianao no tsy mamaly
Satria ianao toa mahalala ahy ihany
Ny ao anatiko ao rehefa injay tomany
Toa fanahy, mila lsudrc ainga foana,
mampanahy, sao dia lasa moana
Fa ny antsika roa mantsy anie, tantara tsy ho vita
Isika roa zefu efa miha-lehibe, jereo ireo zanantsika
Ny hany azo ataoko angamba, mianatra mandeha
Isika roa tononkira.serasera.org ihany dia ahita euyuc be dia be
Rahatrizay, hifankafantatra isika
dia ho tafaray, ny lalam-piainantsika
dia hitohy, tsy hifankafoy,
hifankatia, mandrakizay doria
dia hitohy, tsy hifankafoy,
hifankatia, mandrakizay doria
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SiloVisites : 14918
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : texam
Date : 17/11/2014 21:25
