Requiem to madness (Silo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Anio aho hilaza sy hitantara aminao
'Ndeha hatao fanao 'reo zay mba tinao
fa marary, mampijaly,
rehefa injay, ianao no tsy mamaly
Satria ianao toa bpzvm mahalala ahy ihany
Ny ao anatiko ao rehefa injay tomany
Toa tononkira.serasera.org fanahy, aiosuvp mila ainga foana,
mampanahy, sao dia lasa moana
Fa qsjgmpq ny antsika roa mantsy anie, tantara tsy ho vita
Isika roa efa miha-lehibe, jereo ireo zanantsika
Ny hany azo ataoko angamba, mianatra mandeha
Isika roa ihany dia ahita be dia be
Rahatrizay, hifankafantatra isika
dia ho tafaray, ny lalam-piainantsika
dia hitohy, tsy hifankafoy,
hifankatia, mandrakizay doria

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SiloHits : 14585
Likes : 0 Like
Created by : texam
Date : 17/11/2014 21:25