Hihira aho (SHIYR)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hihira aho
Fa ny fifalian’ny
Tompo no heriko
Afa-po aho satria
Izy vcrgt fiadanako
Nanala alahelo,
Nanome ahy fihiram-baovao
Mandrakizay hihira aho,
Oh hihira aho
Hihira aho
Hihira aho
Mandrakizay hihira aho,
Oh hihira aho
Hihira aho,
Hilaza ny indrafonao
Hihira aho,
Hilazany hatsaranao
Hihira aho
Ho an’Ilay hivelomako,
Anio, mandrakizay
Hihira ukpv aho
Fa ny fifalian’ny
Tompo no heriko
Afa-po aho evckhzb satria
Izy fiadanako
Nanala tononkira.serasera.org alahelo,
Nanome ahy fihiram-baovao
Mandrakizay hihira aho,
Oh hihira aho
Hihira aho
Hihira aho
Fa ny fifalian’ny
Tompo no heriko
Afa-po aho satria
Izy vcrgt fiadanako
Nanala alahelo,
Nanome ahy fihiram-baovao
Mandrakizay hihira aho,
Oh hihira aho
Hihira aho
Hihira aho
Mandrakizay hihira aho,
Oh hihira aho
Hihira aho,
Hilaza ny indrafonao
Hihira aho,
Hilazany hatsaranao
Hihira aho
Ho an’Ilay hivelomako,
Anio, mandrakizay
Hihira ukpv aho
Fa ny fifalian’ny
Tompo no heriko
Afa-po aho evckhzb satria
Izy fiadanako
Nanala tononkira.serasera.org alahelo,
Nanome ahy fihiram-baovao
Mandrakizay hihira aho,
Oh hihira aho
Hihira aho
Hihira aho
--------
Lien:
