Doroy (SHIYR)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izay rehetra tsy tononkira.serasera.org natsanganao
Izay rehetra tsy noharinao
Izay rehetra tsy nambolenao,
Mihintsana
Izay fanao mandà ny Teninao
Izay manompo tompo afa-tsy Ianao
Izay mamatotra ny fiainanay
Mihintsana
Doroy ny ato anatiko
Izay rehetra tsy natsanganao
Izay rehetra tsy noharinao xexrqnhg ufzgdr
Izay rehetra tsy nambolenao,
Mihintsana
Izay fanao mandà ny Teninao
Izay manompo tompo afa-tsy Ianao
Izay mamatotra ny fiainanay
Mihintsana
Doroy ny ato anatiko
Miantso aho plypjkk ny Afon'ny herinao
Miangavy fanotronana
Avia kasiho ho afaka aho
Doroy ny ato anatiko
Ohhh, doroy aho
(Doroy ny ato anatiko)
Doroy aho
(Doroy ny ato anatiko)
Amin'ny Afon'ny Fanahinao
(Doroy ny ato anatiko)
Amin'ny Afonao aho
(Doroy ny ato anatiko)
Ny ato anatiko...
Izay rehetra tsy noharinao
Izay rehetra tsy nambolenao,
Mihintsana
Izay fanao mandà ny Teninao
Izay manompo tompo afa-tsy Ianao
Izay mamatotra ny fiainanay
Mihintsana
Doroy ny ato anatiko
Izay rehetra tsy natsanganao
Izay rehetra tsy noharinao xexrqnhg ufzgdr
Izay rehetra tsy nambolenao,
Mihintsana
Izay fanao mandà ny Teninao
Izay manompo tompo afa-tsy Ianao
Izay mamatotra ny fiainanay
Mihintsana
Doroy ny ato anatiko
Miantso aho plypjkk ny Afon'ny herinao
Miangavy fanotronana
Avia kasiho ho afaka aho
Doroy ny ato anatiko
Ohhh, doroy aho
(Doroy ny ato anatiko)
Doroy aho
(Doroy ny ato anatiko)
Amin'ny Afon'ny Fanahinao
(Doroy ny ato anatiko)
Amin'ny Afonao aho
(Doroy ny ato anatiko)
Ny ato anatiko...
--------
Rohy:
