HIDERA ANAO (Sekoly Alahady Mpihira Ambohijanaka Fivoarana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Faly ny foko f’afaka midera,
Anao Andriamanitro mpanjakako.
Satria ianao be voninahitra tokoa
Ka mendrika xtubeu ny ho asandratray ambony
Ref: *2
Hidera anao aho raha mbola miaina koa.
Hanandratra ambony tononkira.serasera.org ny voninahitrao
Ny dera, ny laza, ny saotra
Ho anao Mandrakizay doria
2) Hefaiko ny voadiko aminao
Ka hitory ny filazantsara aho
Ianao jesosy no hanokatra ny molotro
Dia anambara ny fiderana anao kkmuy aho.
Ref: *1
Fôlaka
Ref: *2
A/C: nufz Tina RAZAFINJATO
Anao Andriamanitro mpanjakako.
Satria ianao be voninahitra tokoa
Ka mendrika xtubeu ny ho asandratray ambony
Ref: *2
Hidera anao aho raha mbola miaina koa.
Hanandratra ambony tononkira.serasera.org ny voninahitrao
Ny dera, ny laza, ny saotra
Ho anao Mandrakizay doria
2) Hefaiko ny voadiko aminao
Ka hitory ny filazantsara aho
Ianao jesosy no hanokatra ny molotro
Dia anambara ny fiderana anao kkmuy aho.
Ref: *1
Fôlaka
Ref: *2
A/C: nufz Tina RAZAFINJATO
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Sekoly Alahady Mpihira Ambohijanaka FivoaranaVangy : 481
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tsoaraz
Daty : 22/04/2024 09:20
