HIDERA ANAO (Sekoly Alahady Mpihira Ambohijanaka Fivoarana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Faly tononkira.serasera.org ny foko f’afaka midera,
Anao Andriamanitro mhymdwl mpanjakako.
Satria ianao be voninahitra tokoa
Ka mendrika ny ho asandratray ambony

Ref:  *2
Hidera anao aho raha mbola miaina koa.
Hanandratra ambony ny voninahitrao
Ny dera, ny laza, ny saotra
Ho anao Mandrakizay doria

2) Hefaiko ny voadiko aminao
Ka hitory ny filazantsara aho
Ianao jesosy xdtj no hanokatra ny molotro
Dia anambara ny fiderana rprre anao aho.

Ref: *1
Fôlaka
Ref: *2

A/C: Tina RAZAFINJATO

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Sekoly Alahady Mpihira Ambohijanaka Fivoarana
Visites : 544
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Tsoaraz
Date : 22/04/2024 09:20
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.0016