Voninahitra (Sekoly Alahady Mpihira Ambohijanaka Fivoarana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jehovah ô, aza izahay; Aza izahay no omena voninahitra
Fa ny anaranao, ny anaranao ihany
Jehovah ô, aza izahay;
No omena, no omena,
No omena voninahitra
Fa ny anaranao, ny anaranao ihany.
Masina ny anaranao
Masina ny anaranao
Ny anaranao dia be voninahitra
Voninahitra
Ho anao irery anie.
A/C: Tina RAZAFINJATO
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Sekoly Alahady Mpihira Ambohijanaka FivoaranaVangy : 208
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tsoaraz
Daty : 22/04/2024 08:53