HIDERA ANAO (Sekoly Alahady Mpihira Ambohijanaka Fivoarana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Faly ny foko f’afaka midera,
Anao Andriamanitro mpanjakako.
Satria ianao be voninahitra tokoa
Ka mendrika ny ho asandratray ambony

Ref:  *2
Hidera anao aho raha mbola miaina koa.
Hanandratra ambony ny voninahitrao
Ny dera, ny laza, ny saotra
Ho anao Mandrakizay doria

2) Hefaiko ny voadiko aminao
Ka hitory ny filazantsara aho
Ianao jesosy no hanokatra ny molotro
Dia anambara ny fiderana anao aho.

Ref: *1
Fôlaka
Ref: *2

A/C: Tina RAZAFINJATO
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Sekoly Alahady Mpihira Ambohijanaka Fivoarana
Hits : 127
Likes : 0 Like
Created by : Tsoaraz
Date : 22/04/2024 09:20
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0731