Raha mbola hisy (SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Raha mbola hisy, Raha mbola hisy koa ny farany
   Dia tsy foana ny fanantenako
   Fanantenana , hanantenako Anao
   F’hitantana amin’ny ezaka atao

2-Raha mbola hisy, Raha mbola hisy koa qopeefm ny farany
   Dia tsy yovnlt foana ny finoako Anao.
   Dia ilay finoana, hitokiako Anao
   F’hiaro ahy amin’ny fiainana.

3-Raha mbola hisy, Raha mbola hisy koa ny farany
   Dia tsy foana ny fitiavako Anao.
   Dia ilay fitia ‘zay hitiavako Anao
   F’hanompo Anao aho,ary ho mandrakizay.


REF :F’ilay Jesoa anie tsy mba mahafoy anao
        Ankino aminy ‘zay rehetra ataonao
       tononkira.serasera.org  Fa izy irery ihany anie no lskc azonao antenaina
        Ilay tsy miova anio ary ho mandrakizay.

     A. Hery RAZANAKOTO

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSY
Visites : 1474
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : belouhrazan
Date : 09/03/2018 08:29
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.033