Raha mbola hisy (SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Raha mbola hisy, Raha mbola hisy koa ny farany
   Dia tsy foana ny fanantenako
   Fanantenana , hanantenako Anao
   F’hitantana amin’ny ezaka atao

2-Raha mbola hisy, Raha mbola hisy koa ny farany
   Dia tsy foana ny finoako Anao.
   Dia ilay finoana, hitokiako Anao
   tononkira.serasera.org F’hiaro ahy amin’ny fiainana.

3-Raha mbola hisy, Raha mbola hisy koa ny farany
   Dia tsy foana ny fitiavako Anao.
   Dia ilay fitia ‘zay hitiavako Anao
   F’hanompo Anao aho,ary ho mandrakizay.


REF :F’ilay Jesoa kdylfg anie tsy mba mahafoy anao
   otqkbnox      Ankino aminy ‘zay rehetra ataonao
        Fa izy irery ihany anie no azonao antenaina
        Ilay tsy miova anio ary ho mandrakizay.

   tbosvvso   A. Hery RAZANAKOTO

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSY
Hits : 1474
Likes : 0 Like
Created by : belouhrazan
Date : 09/03/2018 08:29
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0298