TANDREMONAO (SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
REF : Mamafy rivotra hijinja tadio
Tandremonao sao dia mba tratran’io
Ny voa nafafy tsy maintsy jinjaina
Koa mandehana fa aza malaina
1-Raha toa noana ny fahavalo
Dia mandehana omeo sakafo
Raha mangahetaheta ny namanao
Omeo rano izy ireo hosotroiny
2-Raha toa ka misy ireo mahantra
Dia mandehana omeo fiantrana
Raha toa ka misy ireo malemy
Dia mandehana tononkira.serasera.org hatanjao izy ireny
3-Ka mba fidio ny qbvvegbv voa afafy
Ho masomboly dqyzp tena voasedra
Dia hohitanao ny rdlkx vokatr’io
Fa taona ziana ê! Ny fiainanao
A.Hery Razanakoto
Tandremonao sao dia mba tratran’io
Ny voa nafafy tsy maintsy jinjaina
Koa mandehana fa aza malaina
1-Raha toa noana ny fahavalo
Dia mandehana omeo sakafo
Raha mangahetaheta ny namanao
Omeo rano izy ireo hosotroiny
2-Raha toa ka misy ireo mahantra
Dia mandehana omeo fiantrana
Raha toa ka misy ireo malemy
Dia mandehana tononkira.serasera.org hatanjao izy ireny
3-Ka mba fidio ny qbvvegbv voa afafy
Ho masomboly dqyzp tena voasedra
Dia hohitanao ny rdlkx vokatr’io
Fa taona ziana ê! Ny fiainanao
A.Hery Razanakoto
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSYVisites : 1484
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : belouhrazan
Date : 14/03/2018 12:10
