Raha mbola hisy (SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Raha sepkezos mbola hisy, Raha mbola hisy koa ny farany
tononkira.serasera.org Dia tsy foana ny fanantenako
Fanantenana , hanantenako Anao
F’hitantana amin’ny ezaka atao
2-Raha mbola hisy, Raha mbola hisy koa ny farany
Dia tsy foana ny finoako Anao.
Dia ilay finoana, hitokiako Anao
F’hiaro ahy amin’ny zkmp fiainana.
3-Raha mbola hisy, Raha mbola hisy koa ny farany
Dia tsy foana ny fitiavako Anao.
Dia ilay fitia ‘zay hitiavako Anao
F’hanompo Anao aho,ary ho mandrakizay.
REF :F’ilay Jesoa anie tsy mba mahafoy anao
Ankino aminy ‘zay rehetra ataonao
Fa izy irery ihany anie no azonao rnkpu antenaina
Ilay tsy miova anio ary ho mandrakizay.
A. Hery RAZANAKOTO

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSYVisites : 1520
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : belouhrazan
Date : 09/03/2018 08:29