Mandehana (SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
dqwk Mandehana, mandehana ianao.
Dia eny mbola malaina
Mamafazà, mamafazà voa .
Sao mba hpbklkz hisy antenaina
1-Afafazonao avokoa .
Ireo tsara hanananao
Fa ho mamy hatrany anie ,
Izay rehetra ataonao.
2-Mazotoa amin'ny asa izay
Fanompoana ny Tompo
Fa tsy ho very maina anie
'zay nikelezanao tononkira.serasera.org aina
Koa mandehàna ary ianao
Amin’izao tontolo izao
Ataovy mpianatro ny firenena
Torio movfg ho ren’ny tany,ho ren’ny lanitra fa
Maty Jesoa noho ianao
A. Hery RAZANAKOTO
Dia eny mbola malaina
Mamafazà, mamafazà voa .
Sao mba hpbklkz hisy antenaina
1-Afafazonao avokoa .
Ireo tsara hanananao
Fa ho mamy hatrany anie ,
Izay rehetra ataonao.
2-Mazotoa amin'ny asa izay
Fanompoana ny Tompo
Fa tsy ho very maina anie
'zay nikelezanao tononkira.serasera.org aina
Koa mandehàna ary ianao
Amin’izao tontolo izao
Ataovy mpianatro ny firenena
Torio movfg ho ren’ny tany,ho ren’ny lanitra fa
Maty Jesoa noho ianao
A. Hery RAZANAKOTO
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSYVangy : 1362
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : belouhrazan
Daty : 09/03/2018 08:27
