Mandehana (SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
byjlhkw tononkira.serasera.org Mandehana, mandehana ianao.
Dia eny mbola malaina
Mamafazà, mamafazà voa .
Sao mba hisy antenaina
1-Afafazonao avokoa .
Ireo tsara hanananao
Fa ho mamy hatrany anie ,
Izay rehetra ataonao.
2-Mazotoa amin'ny asa izay
Fanompoana ny Tompo
Fa tsy ho very maina anie
'zay nikelezanao aina
Koa mandehàna ary ianao
Amin’izao tontolo izao
Ataovy mpianatro ny firenena
Torio ho ren’ny tany,ho ren’ny lanitra fa
Maty bpuuoid Jesoa noho ianao
A. Hery RAZANAKOTO
xzfvf
Dia eny mbola malaina
Mamafazà, mamafazà voa .
Sao mba hisy antenaina
1-Afafazonao avokoa .
Ireo tsara hanananao
Fa ho mamy hatrany anie ,
Izay rehetra ataonao.
2-Mazotoa amin'ny asa izay
Fanompoana ny Tompo
Fa tsy ho very maina anie
'zay nikelezanao aina
Koa mandehàna ary ianao
Amin’izao tontolo izao
Ataovy mpianatro ny firenena
Torio ho ren’ny tany,ho ren’ny lanitra fa
Maty bpuuoid Jesoa noho ianao
A. Hery RAZANAKOTO
xzfvf
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSYVisites : 1361
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : belouhrazan
Date : 09/03/2018 08:27
