Mandehana (SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mandehana, mandehana ianao.
Dia eny mbola malaina
Mamafazà, mamafazà voa .
Sao tononkira.serasera.org mba hisy antenaina
1-Afafazonao avokoa .
Ireo tsara hanananao
Fa ho mamy hatrany anie ,
Izay rehetra ataonao.
2-Mazotoa amin'ny asa izay
Fanompoana ny Tompo
Fa tsy ho very maina anie
'zay nikelezanao aina
Koa mandehàna ary ianao
Amin’izao tontolo izao
Ataovy nbqdg mpianatro ny firenena
Torio ho ren’ny tany,ho ocybvu ren’ny lanitra fa
Maty Jesoa noho fxwpk ianao
A. Hery RAZANAKOTO
Dia eny mbola malaina
Mamafazà, mamafazà voa .
Sao tononkira.serasera.org mba hisy antenaina
1-Afafazonao avokoa .
Ireo tsara hanananao
Fa ho mamy hatrany anie ,
Izay rehetra ataonao.
2-Mazotoa amin'ny asa izay
Fanompoana ny Tompo
Fa tsy ho very maina anie
'zay nikelezanao aina
Koa mandehàna ary ianao
Amin’izao tontolo izao
Ataovy nbqdg mpianatro ny firenena
Torio ho ren’ny tany,ho ocybvu ren’ny lanitra fa
Maty Jesoa noho fxwpk ianao
A. Hery RAZANAKOTO
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSYHits : 1254
Likes : 0 Like
Created by : belouhrazan
Date : 09/03/2018 08:27
