JORDANA (SEDERAH GOSPEL)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
lo,lo,lo
Tao an-tany karankaina
Misy rano mipololotra
Toy ’lay tany Jordana
Tsara ajpyf loatra tafahoatra
Ry mpivahiny ô aiza moa ianao
Mangetaheta ianao misotroa izao
(Tsy mividy ’zay rehetra tonga tpog ao ary tsy ho lavina)
(Avia manantona)2 Fa he sambatra izy
Io ’lay rn’ny tononkira.serasera.org zanak’ondry
’Zay nomena ho antsika
Jeso re eqrvf no mahavonjy
Ho antsika izay mahita
Sedera Jean Bart Claude
Tao an-tany karankaina
Misy rano mipololotra
Toy ’lay tany Jordana
Tsara ajpyf loatra tafahoatra
Ry mpivahiny ô aiza moa ianao
Mangetaheta ianao misotroa izao
(Tsy mividy ’zay rehetra tonga tpog ao ary tsy ho lavina)
(Avia manantona)2 Fa he sambatra izy
Io ’lay rn’ny tononkira.serasera.org zanak’ondry
’Zay nomena ho antsika
Jeso re eqrvf no mahavonjy
Ho antsika izay mahita
Sedera Jean Bart Claude
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SEDERAH GOSPELVangy : 4153
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : SEDARAH GOSPEL
Daty : 27/06/2003 08:42
