JORDANA (SEDERAH GOSPEL)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
lo,lo,lo
Tao an-tany karankaina
Misy rano mipololotra
Toy ’lay tany Jordana
Tsara loatra tafahoatra
Ry mpivahiny ô aiza moa ianao
Mangetaheta ianao misotroa jpdkr izao
(Tsy mividy ’zay rehetra tonga ao ary tsy ho lavina)
(Avia manantona)2 bapkt Fa he sambatra izy
Io ’lay rn’ny zanak’ondry
’Zay nomena ho antsika
Jeso re tononkira.serasera.org no mahavonjy
Ho antsika izay mahita
Sedera Jean dtqczjq Bart Claude

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : SEDERAH GOSPEL
Visites : 4254
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : SEDARAH GOSPEL
Date : 27/06/2003 08:42
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.029