JORDANA (SEDERAH GOSPEL)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
lo,lo,lo
Tao an-tany karankaina
Misy rano mipololotra
Toy ’lay tany Jordana
Tsara loatra tafahoatra
Ry mpivahiny wqjlmp ô aiza moa ianao
Mangetaheta ianao misotroa izao
(Tsy mividy tononkira.serasera.org ’zay rehetra tonga ao ary tsy ho etxcojg lavina)
(Avia manantona)2 Fa he sambatra izy
Io ’lay rn’ny zanak’ondry
’Zay nomena ho antsika
Jeso re no mahavonjy
Ho antsika taqkhsk izay mahita
Sedera Jean Bart Claude
Tao an-tany karankaina
Misy rano mipololotra
Toy ’lay tany Jordana
Tsara loatra tafahoatra
Ry mpivahiny wqjlmp ô aiza moa ianao
Mangetaheta ianao misotroa izao
(Tsy mividy tononkira.serasera.org ’zay rehetra tonga ao ary tsy ho etxcojg lavina)
(Avia manantona)2 Fa he sambatra izy
Io ’lay rn’ny zanak’ondry
’Zay nomena ho antsika
Jeso re no mahavonjy
Ho antsika taqkhsk izay mahita
Sedera Jean Bart Claude
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SEDERAH GOSPELHits : 4328
Likes : 1 Like
Created by : SEDARAH GOSPEL
Date : 27/06/2003 08:42
