Ampidiro aloha ny tenimiafina
FENOY TOMPO O! (Sampana Tanora Kristianina Zandriny ambondrona firaisana(STKZa ambodrona firaisana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fenoy fitiavana,fenoy fitahinaa...fenoy,fenoy tompo o! raha sitrakao
fenoy fahendrena,fenoy fahasoavanaa...
fenoy,fenoy tompo o!valio izahay
ref:(fenoy tompo o!)X3
hanaraka,hanaraka anao
dia ho mpianatrao tokoa izahay
hanao indray,hanao ny asanao
mba ho mpanompo mahatoky anie
tompo o!fenoy izahay
fenoy fifaliana,fenoy famin-drampo
fenoy,fenoy tompo o!raha mety ianao
fenoy fanetretena,fenoy fahasahiana
fenoy,fenoy tompo o!jereo izahay
ref:fenoy tompo o!X3
hanandratra,hanandratra anao
hanandratra fa tena tsara ianao
hidera anao,hidera anao ry ray
fa lehibe mahery ianao
tompo o!fenoy izahay
tompo o!fenoy fanahy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Sampana Tanora Kristianina Zandriny ambondrona firaisana(STKZa ambodrona firaisana)Vangy : 1592
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : dan09
Daty : 20/11/2016 10:10
