Rehefa izay (Samoela)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Azafady malala tsy faly ny handratra anaoTsy hoe niniako natao na 'zah no naniry anizao
Ilay izy anie ry malala tsy 'zay tianao no hatao Oh oh oh
Rehefa zah aloha no rainy, de izaho zany no ilainy
Zah koa tsy hoe tia anao, fa ny ahy reveko @zao
1)
Mitaraina lava enao eh
Simba koa ny hoavinao
Mikafara mazàna enao eh
Zah vé bandy ohatrizao
Mialatsiny aho malalako Oh
Mitory ny havanareo
Zakaiko ny anjarako oh
Zah no tratra farany teo
Réf :
Azafady malala tsy faly ny handratra anao
Tsy hoe niniako natao na 'zah no naniry anizao
Ilay izy anie ry malala tsy 'zay tianao no hatao
Oh oh oh
Rehefa zah aloha no rainy, de izaho zany no ilainy
Zah koa tsy hoe tia anao, fa ny ahy reveko @zao
{ Tsshh
Tsy azoko mihitsy
Tsy azoko mihitsy nareo
Fa 'ty sipa ity vé ahoana eh
Tsy 'lay kibo bé no jerena
Fa mbola tia tena
Le kôfboay ary eto efa m'sacre mihitsy
Shhhh esoriko eo io an
Hé ataovy eo ihany
Bé zesta maty }
2)
'lay kôfa tena tinao iny
Tsofy rano avy hatrany
Rarao tsy hisotrosotro eto iny
Ny bandy kobonao ihany
Mialatsiny aho malalako Oh
Tsy haiko ny tany aloha tany
Fa ny ahy koa aza ato faranako oh
Maika fa ny anao izany
Réf :
Azafady malala tsy faly ny handratra anao
Tsy hoe niniako natao na 'zah no naniry anizao
Ilay izy anie ry malala tsy 'zay tianao no hatao
Oh oh oh
Rehefa zah aloha no rainy, de izaho zany no ilainy
Zah koa tsy hoe tia anao, fa ny ahy reveko @zao ... (x02)
___________________________________________
Nampiditra: Manda Ny Aina Gabriel
mandanyainarakoto@gmail.com
Chanson de Samoëla
Album "TY" 2012.
--------
Rohy:
