Faritra atsimo (ft Mist) (Sambilo & Yaroun)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny ambany tany tsy ho foana.Ny ambany tany tsy ho faty. Ny ambany tany tsy angina.Ny ambany tany an-tany.
Akaikaikaizo ny atsimoko:faritra atsimo,ny ATSIMO tanànan'ta!
Ka mbola firy tsy ampisy fiatoana.
Koa mitraka aho mafy,itony ny patiny afafy.
Fefeko ny lapa ho rafitra kara.(102-Tanà)
(hum)Manamafy ny alebeazana aho fa mafy.
(hum)Aty ny fafiny eo makà fa tsisy bedy eo Papa a!
Akaikaikaizo ny feo,ny mpanaradia tsy ho lavitra ahy!
Akaikaikaizo ny lapa,mpikifa Rap anantona ahy.
Tsy ho hisy tànan-kafa ahongotra.(Tsy ahongotra a!)
Ny kombiany aza maty ao an-damosiko ao (fay a!)
Ka aiza ho aiza ny heriny,hitsikiko ny kafa.
Ka farafara mitsilany na hitsingolika tsy koa!
Fanteno ny eny an-dàlana fa tsy sangy ny hitsin-daka.
Manodidina ahy maty kapoka farafaharatsiny katà.
Ny ampanjaka an'i MADA no fanjanahako ny glôbin'ny tany.
Atifiko ny feoko mitopy ah! any ho any.Atsimo ihany.
Henoy ! raha misy feo manakoako any ho any nefa aiza Koboy !
any Atsimo ny tany e! Koloy !
hanenika fa ny haintso haintso milay mandrakizay
Ny Atsimo no tanàna ny ta...!
Henoy ! raha misy feo manakoako any ho any nefa aiza
Koboy ! any Atsimo ny tany e! Koloy !
hanenika fa ny haintso haintso milay mandrakizay Ny Atsimo no tanàna ny ta...!
Hafa ihany ny atsimo bandy e! manamafy fa kitnà.
Koa fanamby no ampiely ny maha-Art ny P/RA.
Koa ny fireneko kifeko raha mitopy any atsimo ny fahalalàko.
Tsy nataoko ambanin-javatra ny fahitako: " YAROUN & SAMBILO!"
Ny fipetsopetson'ny vavako no naharenesako ny feoko.
Ny fahiratan'ny masoko no nahalavorary ny diako.
Ny faharenesan'ny sofiko no nampandalina ny saiko.
Ny fihetsiketsiky ny vatako no nahatsapako ny zavatro.
Raha fosika aho,ny ampahatelon'ny androm-piainako no hitsara ahy.
Araho aho raha toa ny foto-pisainako no maha-tsara ahy.
Tsy hafa aho raha tsinontsinona ny fijerin'ny manodidina
ka toka-teny aho indraindray fa hiaretako foana ny ahy.
Tsy miteny raha tsy kafara koa ireny,tsy tampanam-bava tsy hiteny
fa hafa ny zaza fahiny fa ankehitriny aho mahaleo tena.
Ka aoka ny angila-tsofina ny manodidina tsy hiteny fa hany heriny hitapi-maso fa ny fihetsiko hafa kely.
Dia aoka ny masoko miloko,ny volo lava fahiny.
Tsy nanary lamba aho hatrizay,na nikafom impiry.
Henoy ! raha misy feo manakoako any ho any nefa aiza Koboy !
any Atsimo ny tany e! Koloy !
hanenika fa ny haintso haintso milay mandrakizay
Ny Atsimo no tanàna ny ta...! Henoy ! raha misy feo manakoako any ho any nefa aiza Koboy ! any Atsimo ny tany e! Koloy ! hanenika fa ny haintso haintso milay mandrakizay Ny Atsimo no tanàna ny ta...!
Mahita anahy mitrasy tsy mody raha tsy maty masoandro, miventy! mitari-doza mitetika ny kely kombiany.
Iny fanahin'ny fahombiazako no nametrahako ho faritry ny loza, ho an'ny be fitetika ny kôfan'ny atsimo.
Mamono manimba saina toa " virus " ny kolotsainan'ny beara Fitokisana mifono ajanony io (raha tsy tafa)
Fa miaina ny Rap ny amin'ny fijeriny ho tazana sao lahy tsy ho tafita, dia ny rapiko no omena tsiny!
Amokovoko ny santionany ny traviny amin'ny laha-teny Mamiratra,
mitondra hafanàna ny A/R/P Mpikifa sitomiko!
Ho an' ny mpanaradia sitomiko Sitomiko avokoa, ireto akamako miha-glady
Fa lalina io taranja io setrasetraiko raha mitady Ireo mpiondana antsokosoko mihevitena ho modely
Mihevera tena rahalahy fa ny fisiko mari-pototra
Anahy ny lalàna androany fa io finoko io tsy ho votsitra. Outro.
Henoy ! raha misy feo manakoako any ho any nefa aiza Koboy !
any Atsimo ny tany e! Koloy ! hanenika fa ny haintso haintso milay mandrakizay
Ny Atsimo no tanàna ny ta...!
Henoy ! raha misy feo manakoako any ho any nefa aiza Koboy !
any Atsimo ny tany e! Koloy !
hanenika fa ny haintso haintso milay mandrakizay
Ny Atsimo no tanàna ny ta...!
OUTRO
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Sambilo & YarounVangy : 1250
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 15/11/2015 13:29