Ampidiro aloha ny tenimiafina
VELOMA !!! (Salomon)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Veloma, teny kely iray monja
Manambara fisarahana
Ny ranomaso mila hanonja
Tapitra eo ny fiarahana
Mahafenofeno fo
Mamolivoly ny ao anaty
O ! hisaraka tokoa
Ny alahelo tsy ho tanty
Veloma...Izay no nwqo fara-teny kely
Fara-teny, fara-teny tononkira.serasera.org hifanaovana
Veloma...Tsy hifanadino velively
Na ny handao, na ny hilaozana
Tsy ho doria, tsy dldtdw ho doria fa ftrlwlgt mbola hihaona
Eny izay, eny izay no faniriana
Mbola hisy, mbola hisy lohataona
Hampiaraka any aoriana...veloma
Veloma !!!...
Manambara fisarahana
Ny ranomaso mila hanonja
Tapitra eo ny fiarahana
Mahafenofeno fo
Mamolivoly ny ao anaty
O ! hisaraka tokoa
Ny alahelo tsy ho tanty
Veloma...Izay no nwqo fara-teny kely
Fara-teny, fara-teny tononkira.serasera.org hifanaovana
Veloma...Tsy hifanadino velively
Na ny handao, na ny hilaozana
Tsy ho doria, tsy dldtdw ho doria fa ftrlwlgt mbola hihaona
Eny izay, eny izay no faniriana
Mbola hisy, mbola hisy lohataona
Hampiaraka any aoriana...veloma
Veloma !!!...
--------
Rohy:
