Nantsoiko (Salomon)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nantsoiko hianao
Kanefa tsy nivolana
F’izao tontolo izao
Nafoiko noho hianao
Ny tqtxebw fitiavako rehetra
Aoka tsy hanam-petra
Fa taminao irery
Nantsoiko tsy an-tery
Nantsoiko hianao
Ry tiana ry tiana
Fa izao tontolo izao
No henoko mangina
Mikaroka eny ho eny
Ilay yktph tsiky tsy niteny
Miandry anao, miandry mora ihany
Ilay tononkira.serasera.org olon-tiako izany
. Feony : fkbpyo Robert Andriantsoavina
. Tonony : Michel Guste
. Mpihira : Salomon
. Mpandrindra :Hary - Bessa - Hery - Kiry
http://www.geocities.com/TheTropics/Shores/2640/
Kanefa tsy nivolana
F’izao tontolo izao
Nafoiko noho hianao
Ny tqtxebw fitiavako rehetra
Aoka tsy hanam-petra
Fa taminao irery
Nantsoiko tsy an-tery
Nantsoiko hianao
Ry tiana ry tiana
Fa izao tontolo izao
No henoko mangina
Mikaroka eny ho eny
Ilay yktph tsiky tsy niteny
Miandry anao, miandry mora ihany
Ilay tononkira.serasera.org olon-tiako izany
. Feony : fkbpyo Robert Andriantsoavina
. Tonony : Michel Guste
. Mpihira : Salomon
. Mpandrindra :Hary - Bessa - Hery - Kiry
http://www.geocities.com/TheTropics/Shores/2640/
--------
Rohy:
