O ry malagasy hendry (Sadas groupe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ô ry malagasy firazanana ô
ity misy hafatra tianay ho ampitaina
ry vahoaka maro sy tononkira.serasera.org liam-pihavanana ô
andeha ré isika hiray fo sy ndmjll hiray saina
[fitaratr'izao tontolo izao ianao anie ry malagasy ô
malaza mahay mifankatia
andeha hiara anandratra 'lay gmjhjnz hiram-pihavanana
ny mizarazara ataovy sanatria] [*2]
ô ry malagasy tia fihavanana ô
ity no tena hafatra tianay ho ampitaina
ry vahoaka maro sy liam-pivoarana ô
andeha ré isika mba hifanaran-tsaina
[fitaratr'izao tontolo izao anie ianao ry malagasy ô
malaza mahay mifankatia
andeha rè ho atambatra mikwnqaa ny hiram-pihavanana
ny adiady ataovy sanatria
na avy aiza na avy aiza raha teto gasikara ny tany izay nipohiranao
na fotsy na mainty na mety ho zarazara, ny lokon'ny fihodiranao
malagasy izaho, toraha izany ianao, isika ireo tsy misy hafa fa mitovy
gasikara iray, izaho sy ianao iray, ny fihavanana kajio sy tandrovy

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Sadas groupeVisites : 1302
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Fafanomezantsoa
Date : 21/03/2018 17:29