O ry malagasy hendry (Sadas groupe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ô ry malagasy firazanana ô
ity misy hafatra tianay ho ampitaina
ry vahoaka maro wivfb sy liam-pihavanana ô
andeha ré isika hiray fo sy hiray saina
[fitaratr'izao tontolo izao ianao anie ry malagasy ô
malaza mahay mifankatia
andeha hiara anandratra 'lay hiram-pihavanana
ny mizarazara ataovy sanatria] [*2]
ô ry malagasy tia fihavanana ô
ity no tena hafatra tianay ho ampitaina
ry vahoaka maro sy liam-pivoarana ô
andeha ré isika mba hifanaran-tsaina
[fitaratr'izao tontolo izao anie ianao ry malagasy ô
malaza mahay mifankatia
andeha rè ho atambatra ny hiram-pihavanana
ny adiady wsbfgc ataovy sanatria
na avy aiza na avy aiza raha teto gasikara ny tany izay nipohiranao
na fotsy na mainty na mety ho zarazara, ny lokon'ny fihodiranao
malagasy izaho, toraha izany tkqp ianao, isika ireo tsy tononkira.serasera.org misy hafa fa mitovy
gasikara iray, izaho sy ianao iray, ny fihavanana kajio sy tandrovy

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Sadas groupeHits : 1303
Likes : 1 Like
Created by : Fafanomezantsoa
Date : 21/03/2018 17:29