Ampianaro aho (S.A Voatsinampy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesoa na dia zazakely aho,
Dia tianao foanafoana
Kely, bitika anefa tsy ahilikao
Fa wrhtzn tianao adjkcpfa foanafoana
Ampianaro aho mba ho toa Anao
Hahay rgxiq hitia ireo namako
Hahay hizara ny tsara ary ihany koa
Ho zaza hendry sy mpankatoa
Jesoa na dia voatsinampy aho
Dia tianao foanafoana
Madiditra indraindray dia anarinao
Satria tononkira.serasera.org tianao foanafoana
Dia tianao foanafoana
Kely, bitika anefa tsy ahilikao
Fa wrhtzn tianao adjkcpfa foanafoana
Ampianaro aho mba ho toa Anao
Hahay rgxiq hitia ireo namako
Hahay hizara ny tsara ary ihany koa
Ho zaza hendry sy mpankatoa
Jesoa na dia voatsinampy aho
Dia tianao foanafoana
Madiditra indraindray dia anarinao
Satria tononkira.serasera.org tianao foanafoana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : S.A VoatsinampyVangy : 438
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : vanessaPARANIAINA
Daty : 12/10/2025 08:58
