Inty aho, iraho aho (S.A Voatsinampy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha izao hatrizay,
tsy mbola misy tiako hafa tsy ianao
ka na fifaliana ,na ranomaso
dia hisaorako anao ry ray!
         tononkira.serasera.org jwhz ref: qgjo ka ny fiainako jesosy ô!
                d'efa anao aho mandrakizay
                miantso ahy ianao hoe :
                iza no ande ho irako
   zlgcerqp              de hoy aho hoe: inty aho iraho!!
Hanadratra anao aho
f'efa nanitona ahy hiakatra ianao
ka tsy nataonao fifalin'ny fahavalokao
dia hisaorako anao ry ray

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : S.A Voatsinampy
Hits : 554
Likes : 0 Like
Created by : vanessaPARANIAINA
Date : 20/06/2024 14:42
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0353