Ampianaro aho (S.A Voatsinampy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
dalco Jesoa na dia zazakely aho,
Dia tianao foanafoana
Kely, bitika anefa zbnjgrxi tsy ahilikao
Fa tkypjhhl tianao foanafoana

Ampianaro aho mba ho toa Anao
Hahay hitia ireo namako
Hahay hizara ny tsara ary ihany koa
Ho zaza hendry sy mpankatoa

Jesoa na dia voatsinampy aho
Dia tononkira.serasera.org tianao foanafoana
Madiditra indraindray dia anarinao
Satria tianao foanafoana

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : S.A Voatsinampy
Visites : 487
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : vanessaPARANIAINA
Date : 12/10/2025 08:58
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.1923