Ampianaro aho (S.A Voatsinampy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesoa na dia zazakely aho,
Dia tianao tononkira.serasera.org foanafoana
Kely, bitika anefa tsy ahilikao
Fa tianao foanafoana
Ampianaro aho mba ho toa Anao
Hahay hitia ireo namako
Hahay hizara ny tsara ary ihany koa
Ho zaza hendry sy mpankatoa
Jesoa vkhxo na dia voatsinampy aho
Dia tianao foanafoana ufvd
Madiditra indraindray dia csjplvk anarinao
Satria tianao foanafoana
Dia tianao tononkira.serasera.org foanafoana
Kely, bitika anefa tsy ahilikao
Fa tianao foanafoana
Ampianaro aho mba ho toa Anao
Hahay hitia ireo namako
Hahay hizara ny tsara ary ihany koa
Ho zaza hendry sy mpankatoa
Jesoa vkhxo na dia voatsinampy aho
Dia tianao foanafoana ufvd
Madiditra indraindray dia csjplvk anarinao
Satria tianao foanafoana
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : S.A VoatsinampyHits : 438
Likes : 0 Like
Created by : vanessaPARANIAINA
Date : 12/10/2025 08:58
