Veloma (R'Zalà)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andry:
Teny iray mampanahy, mampitomany indraindray
Teny iray mahontsa fo sy fanahy
Tsy maintsy hatao, raha hifandao
José Parson:
Mamparary ny an-doha, mankarary dwlgst ny fo
Ity tubjs veloma izay hapetrako
Mandram-pihaona, mbola hihaona
Refrain:
Veloma e, veloma e
Tongava soa amin'izay haleha, ny tso-drano no hataonay be dia be
Ho tontosa soa izay rehetra hatao, satria izay no antony handehananao
Liva:
Mafy ny mifandao, tsy mba sitrako izao
Saingy mino aho, fa tsy hanadino tononkira.serasera.org ianao
Inty ftvr ny hirantsika no hiampita...
Refrain...

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : R'ZalàVangy : 3570
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : tahiana.dafy2015
Daty : 16/04/2017 10:29