Ndao lahy (R'Zalà)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izaho ilay namanao raiky izay
Mila nama ho anay
Hizarako izay mba hay
Hasoa antsika a..by e! eh!

Izaho ilay olo te ho namanao
Mba asa tsy ho halanao
Sa fe izaho mba te ho anao
Eka lahy ka mba raiso.

Mila olo izaho mba ho longo!
Ho longo tsy ho foy
Hanampy izay fa soa
Hafa avao 'ty marobe.

Tia nama!, mpinama!
La fa tsy mifankafoy
Akama, tena nama
Mpifanoro izay mahasoa.

Izay manao mahitahita
Miezaka ho tafita
Tsy maintsy hoe mifanaja!
Manao izay azo atao
Mba mamoro raha vaovao,
Hamalifaly ana..o!!!

Ref:
Ndao lahy longoko
Tsika aby io fa soa
Mpifankatia a! mandrakizay e!!
Ndao lahy longoko
Azafady ih! mba hoe:
Mpifankatia a! tsy hifandrafy e!!
Eka a!, lahy e!!
....
(X2)

Ref:...
....
....
Ndao lahy!, nao lahy!
....
....
Ndao lahy!, nao lahy!

Ref:...
....
Ndao lahy!, nao lahy!

Ref:...
....
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : R'Zalà
Hits : 217
Likes : 0 Like
Created by : christophe17
Date : 02/08/2025 02:31
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2493