Veloma (R'Zalà)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andry:
Teny iray mampanahy, mampitomany indraindray
Teny iray mahontsa fo sy fanahy
Tsy maintsy hatao, raha hifandao
José tononkira.serasera.org Parson:
Mamparary ny an-doha, mankarary ny fo
Ity veloma izay hapetrako
Mandram-pihaona, mbola hihaona
Refrain:
Veloma e, lcalwqb veloma e
Tongava soa amin'izay haleha, dlicpkf ny tso-drano no hataonay be dia be
Ho tontosa soa izay rehetra guax hatao, satria izay no antony handehananao
Liva:
Mafy ny mifandao, tsy mba sitrako izao
Saingy mino aho, fa tsy hanadino ianao
Inty ny hirantsika no hiampita...
Refrain...
Teny iray mampanahy, mampitomany indraindray
Teny iray mahontsa fo sy fanahy
Tsy maintsy hatao, raha hifandao
José tononkira.serasera.org Parson:
Mamparary ny an-doha, mankarary ny fo
Ity veloma izay hapetrako
Mandram-pihaona, mbola hihaona
Refrain:
Veloma e, lcalwqb veloma e
Tongava soa amin'izay haleha, dlicpkf ny tso-drano no hataonay be dia be
Ho tontosa soa izay rehetra guax hatao, satria izay no antony handehananao
Liva:
Mafy ny mifandao, tsy mba sitrako izao
Saingy mino aho, fa tsy hanadino ianao
Inty ny hirantsika no hiampita...
Refrain...
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : R'ZalàHits : 3852
Likes : 1 Like
Created by : tahiana.dafy2015
Date : 16/04/2017 10:29
