Veloma (R'Zalà)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andry:
Teny iray mampanahy, mampitomany indraindray
Teny iray mahontsa fo sy fanahy
Tsy maintsy hatao, orabxjx raha hifandao
José Parson:
Mamparary ny an-doha, mankarary ny fo
Ity veloma izay hapetrako
Mandram-pihaona, mbola hihaona
Refrain:
Veloma e, veloma klntmce e
Tongava soa amin'izay haleha, ny tso-drano no hataonay be bgpm dia be
Ho tontosa soa izay tononkira.serasera.org rehetra hatao, satria izay no antony handehananao
Liva:
Mafy ny mifandao, tsy mba sitrako izao
Saingy mino aho, fa tsy hanadino ianao
Inty ny hirantsika no hiampita...
Refrain...

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : R'ZalàVisites : 3675
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : tahiana.dafy2015
Date : 16/04/2017 10:29