Veloma dada havako (RR Majunga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry mpandalo lazao raha mba hitanao any ho any
Fasana iray ybhvi no misy izay dadako izay
Tsy mba misy mpamangy, tsy misy mpijery
Ao i daxbtc dada tiana, miondam-bato manirery
Lazao, lazao fa mba manan-kambara,
Na ho vavaka indraim-bava ihany
Na fehim-bonin-kazo, fehim-boninkazo tsara
Ho veloma entiko hapetrako any.
Lazao, lazao fa mba manan-kambara,
Na ho vavaka indraim-bava ihany
Na fehim-bonin-kazo, fehim-boninkazo tsara
Ho veloma entiko hapetrako any.
R'ilay tokana nihantako koloiko aok'izany
Tsy hitako intsony lasanao ry fasana ô,
Dada ô, izaho anie ka tononkira.serasera.org tomany
Mahery e ny ankason'ny tany
Fa folak'andry niankinana
Nefa anie izany na tian'ny tany na tsia
Mbola ao ihany ny lanitra basjx mbola ho doria ô
Dada ô any hono hoe mifampiandry
Mbola ho avy izahay sy zandry
Izany dadako ô, indray andro any.

--------
Rohy:
Hevitra
hery
(
22/10/2022 14:06)
Tsy fantatro hoe i Gaston Andrianony ve no tena tompon'ity hira ity
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : RR MajungaVangy : 1442
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hery
Daty : 22/10/2022 14:05