Veloma dada havako (RR Majunga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry mpandalo lazao raha mba hitanao any ho any
Fasana iray no misy izay dadako izay
Tsy mba misy mpamangy, tsy misy mpijery
Ao i dada tiana, miondam-bato manirery
Lazao, lazao fa mba manan-kambara,
Na ho vavaka indraim-bava ihany
Na fehim-bonin-kazo, fehim-boninkazo tsara
Ho veloma entiko hapetrako any.
Lazao, lazao fa tononkira.serasera.org mba manan-kambara,
Na ho vavaka indraim-bava ihany
Na fehim-bonin-kazo, fehim-boninkazo tsara
Ho veloma entiko hapetrako any.
R'ilay tokana nihantako koloiko aok'izany
Tsy hitako intsony lasanao ry fasana ô,
Dada ô, izaho anie ka tomany
Mahery e ny ankason'ny tany
Fa folak'andry niankinana
Nefa anie izany fbbhlnfn na tian'ny tany na tsia
Mbola ao ihany kovlgs ny lanitra mbola ho doria ô
Dada ô any hono hoe mifampiandry
Mbola axdmb ho avy izahay sy zandry
Izany dadako ô, indray andro any.

--------
Link:
Comments
hery
(
22/10/2022 14:06)
Tsy fantatro hoe i Gaston Andrianony ve no tena tompon'ity hira ity
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : RR MajungaHits : 1444
Likes : 0 Like
Created by : hery
Date : 22/10/2022 14:05