Vao lasa ianao (Rossy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vao lasa ianao!
Maloka foana teo ny andro
Manjombona, mahasorena.
Nidify koa ny masoandro
Misaona izay rehetra jerena
Vao lasa ianao!
Injay nidona moramora
ny orana avy any atsimo any
Toa naneso sy nanakora
Ity nilaozanao tomany
Ref:
Nitambolina ao avokoa
ny fahatsiarovana rehetra
Niotrik'ela tao am-po
Na ratsy na soa
Indrisy cncrk fa nilaozanao
Maizina ho ahy tononkira.serasera.org 'zao rehetra izao
Ny ranomaso sisa no mijohy
fa lasa tokoa mantsy ilay tsy fohy
Vao lasa ianao
Niezaka aho hanary dia
Sy hanadino vetivety
Adala anefa hono ireo 'zay tia
Ny tany aminao tsy qldrjb nety
Vao lasa ianao
Ny foko sy ny saiko koa
Tsy nety nahodina intsony
Fa tany aminao avokoa
Tsy nety hilamina mopobzim hitony
Ref:
Maloka foana teo ny andro
Manjombona, mahasorena.
Nidify koa ny masoandro
Misaona izay rehetra jerena
Vao lasa ianao!
Injay nidona moramora
ny orana avy any atsimo any
Toa naneso sy nanakora
Ity nilaozanao tomany
Ref:
Nitambolina ao avokoa
ny fahatsiarovana rehetra
Niotrik'ela tao am-po
Na ratsy na soa
Indrisy cncrk fa nilaozanao
Maizina ho ahy tononkira.serasera.org 'zao rehetra izao
Ny ranomaso sisa no mijohy
fa lasa tokoa mantsy ilay tsy fohy
Vao lasa ianao
Niezaka aho hanary dia
Sy hanadino vetivety
Adala anefa hono ireo 'zay tia
Ny tany aminao tsy qldrjb nety
Vao lasa ianao
Ny foko sy ny saiko koa
Tsy nety nahodina intsony
Fa tany aminao avokoa
Tsy nety hilamina mopobzim hitony
Ref:
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : RossyVangy : 5763
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : varavarana
Daty : 21/07/2010 23:06
