Raha ho avy. (Rossy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha ho avy akia ny ora-mijojo krmef ka hamonto sy handena ny tany
Dia tsarovy fa tomany izay ny havanao
Tsy mamela fa mangeja toa rojo ny fahatsiarovana ilay tiana any ho any e,
Fahavaratra ny atý ka tononkira.serasera.org manembona anie aho.
Raha ho avy izay andro izay
Herezo ny fo sy fanahy,
Fa qmsxoj any andro iray tsy maintsy ho tafaray,
Tsarovy ralala ô, oqohhq
Fa manembona anie aho.
Raha ho tonga ny hatsiaka mamanala, ny zaridaina lasa babangoana,
Dia tsarovy fa manirery izay ny havanao.
Manjonitra tsy misy mpahalala, mangatsiaka anie aho fa tsisy hamindroana,
Fa ririnina ny atý ka manembona anie aho.
Raha ho avy izay andro izay
Dia herezo ny fo sy fanahy,
Fa any andro iray tsy maintsy ho tafaray,
Tsarovy ralala ô,
Fa manembona anie aho.
Raha ho avy kosa ny masoandro baliaka ka hamelana ireo voninkazo,
Dia tsarovy fa efa ho avy izay ny havanao.
Mifalia akia fa hifankahita, hiara-hikalo hiara-hivazo,
Fa lohataona amin'izay ka hiverina anie aho.

--------
Rohy: