na dia lavitra (Rossy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
htruu btlroiri na dia lavitra sy feno fandrika aza
ny lalana mandeha mankany
tsy maintsy ho tody tsy maintsy ho avy aho
fa manina anao aho izany e
satria ny fitia manjohy
manaraka anao xviwti eny ihany
izay tia tena tia
tsy mahalala elanelan-tany tononkira.serasera.org

--------
Rohy: