Fisarahana (Rossy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Eny mamy tena mamy lesy ny fotoana niarahana
Nefa mamy toa mangidy, fa nosomparam-pisarahana
Ka raha saraka amin'ialahy lesy teny kely no vimbino
Teny kely teny tsotra ho aho, dia ny aza manadino o o
raha ny lalana rehetra aleha, dia misy farany avokoa,
ny fiarahana manam-petra, manam-piafaràny koa e
Raha hisaraka eto anio, ekena, mafy izany
saingy izao no tadidio anie, any wbdvghc aoriana hiaona ihany tononkira.serasera.org e
Dia veloma vetivety ho aho e, dia veloma mandram-pihaona
Dia veloma vetivety akia, fa any aoriana mbola hiaona
Dia veloma vetivety ho aho e, gjzt lay lpqmoggs teny kely tadidio
Hoe veloma sy masìna, ho'aho, 'lay fifankatiavana kajio

--------
Rohy: