E Doda E (Rossy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Eh Doda eh (eh eh Doda eh)
Eh Doda eh (eh eh Doda eh)
Halamino o o (halamino, halamino fa hilalao)
Halamino o o (halamino, halamino fa hilalao)
Miomakomàna fa hilalao a (halamino, halamino fa hilalao)
Fa efa misava ny toakanao a (halamino, halamino fa hilalao)

Eh Doda eh (eh eh Doda eh)
Oh ry Doda eh (eh eh Doda eh)
Halamino o o (alamino, alamino fa hilalao)
Miomakomàna raha hilalao a a (halamino, halamino fa hilalao)
Halamino o o (halamino, halamino fa hilalao)
Oh halamino o o (halamino, halamino fa hilalao)

Hilalao e, hilalao a
Hilalao e, hilalao a
Hilalao e no halehanay, hilalao a
Hilalao e no halehanay, hilalao a (×2)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Rossy
Vangy : 61
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Solomona17
Daty : 11/10/2024 15:11
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2542