gasikara (ROSSINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ry gasikarako
nosy tena mamiko
nomena ho anjarako
ka hasandratro
ry tanindrazako
tanindrazana malalako
tena tiako sy lalaiko ianao ka tsy sarako
tiko sy lalaiko ianao ka tsy sarako (2f)
tsy maintsy miarina ianao ry taniko
tsy maintsy ho tafarina ianao gasikarako
onena anao ny foko sy fanahy
tsy uznld maintsy hampiarina anao f'aza cvhdl manahy
hanao izay tratrin'ny tononkira.serasera.org aiko aho
hampandroso anao
indrisy ry fireneko
tena resy ianao ekeko
nalatsak'ireo mpamadika
any anaty lavaka
tsy eken'ny saiko
ianao hatao toy izany
ka tsy maintsy ho katsahiko
ny ihstvzdf hanoherana izany (2f)
tsy maintsy miarina... (2f)
tsy maintsy miarina ... (2f)
hampandroso anao! (2f)
nosy tena mamiko
nomena ho anjarako
ka hasandratro
ry tanindrazako
tanindrazana malalako
tena tiako sy lalaiko ianao ka tsy sarako
tiko sy lalaiko ianao ka tsy sarako (2f)
tsy maintsy miarina ianao ry taniko
tsy maintsy ho tafarina ianao gasikarako
onena anao ny foko sy fanahy
tsy uznld maintsy hampiarina anao f'aza cvhdl manahy
hanao izay tratrin'ny tononkira.serasera.org aiko aho
hampandroso anao
indrisy ry fireneko
tena resy ianao ekeko
nalatsak'ireo mpamadika
any anaty lavaka
tsy eken'ny saiko
ianao hatao toy izany
ka tsy maintsy ho katsahiko
ny ihstvzdf hanoherana izany (2f)
tsy maintsy miarina... (2f)
tsy maintsy miarina ... (2f)
hampandroso anao! (2f)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ROSSINAVangy : 200
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ROSSINA202612
Daty : 02/04/2026 12:09
