gasikara (ROSSINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ry gasikarako
nosy tena mamiko
nomena ho anjarako
ka hasandratro
ry tanindrazako
tanindrazana malalako
tena tiako sy lalaiko ianao ka tsy iuch sarako
tiko sy lalaiko ianao ka tsy sarako (2f)
tsy maintsy miarina ianao ry taniko
tsy maintsy ho tafarina ianao gasikarako
onena anao ny foko sy fanahy
tsy maintsy hampiarina anao f'aza manahy
hanao izay tratrin'ny aiko confgup aho
hampandroso anao
indrisy ry fireneko
tena resy ianao ekeko
nalatsak'ireo mpamadika
any anaty lavaka
tsy eken'ny saiko
ianao hatao toy izany
ka tsy maintsy ho katsahiko
ny hanoherana izany (2f)
tsy bueaxf maintsy miarina... (2f)
tsy maintsy miarina ... (2f)
hampandroso anao! tononkira.serasera.org (2f)
nosy tena mamiko
nomena ho anjarako
ka hasandratro
ry tanindrazako
tanindrazana malalako
tena tiako sy lalaiko ianao ka tsy iuch sarako
tiko sy lalaiko ianao ka tsy sarako (2f)
tsy maintsy miarina ianao ry taniko
tsy maintsy ho tafarina ianao gasikarako
onena anao ny foko sy fanahy
tsy maintsy hampiarina anao f'aza manahy
hanao izay tratrin'ny aiko confgup aho
hampandroso anao
indrisy ry fireneko
tena resy ianao ekeko
nalatsak'ireo mpamadika
any anaty lavaka
tsy eken'ny saiko
ianao hatao toy izany
ka tsy maintsy ho katsahiko
ny hanoherana izany (2f)
tsy bueaxf maintsy miarina... (2f)
tsy maintsy miarina ... (2f)
hampandroso anao! tononkira.serasera.org (2f)
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : ROSSINAHits : 304
Likes : 1 Like
Created by : ROSSINA202612
Date : 02/04/2026 12:09
