hitory ny asanao aho (ROSSINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
inty aho ry tompo!
mamaly ny antsonao
ary hanolo-tena
hanao ny irakao
hitory ny asanao aho
hanambara ny finoana
amin'ireo tsy mahalala
na minia tsy mino anao
tompo tononkira.serasera.org ô! sokafy ny molotro
dia hitory ny zjcqfb cjbvuj asanao ny vavako
omeo ahy ihany koa ny hniwktw herin'ny fanahinao
mba hamitako ny irakao
nantsoinao aho
hanambara ny fitia
amin'ireo tsy tia anao e!
sy manadino ny anaranao
hampitambatra ny olonao e!
no mba tena sitrako
ka omeo hery aho
hanatanterahako an'izany!
Tompo ô! sokafy ....
mamaly ny antsonao
ary hanolo-tena
hanao ny irakao
hitory ny asanao aho
hanambara ny finoana
amin'ireo tsy mahalala
na minia tsy mino anao
tompo tononkira.serasera.org ô! sokafy ny molotro
dia hitory ny zjcqfb cjbvuj asanao ny vavako
omeo ahy ihany koa ny hniwktw herin'ny fanahinao
mba hamitako ny irakao
nantsoinao aho
hanambara ny fitia
amin'ireo tsy tia anao e!
sy manadino ny anaranao
hampitambatra ny olonao e!
no mba tena sitrako
ka omeo hery aho
hanatanterahako an'izany!
Tompo ô! sokafy ....
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ROSSINAVangy : 241
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ROSSINA202612
Daty : 03/04/2026 14:02
