embona fanahy (ROSSINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ventsoko sisa mitambolona
tao anaty habakabaka mangina
ny hery sisa no angonina
fa pifltiw hisedra faoriana

tsy laviko ny teninao
fa ho zakaiko hatramizao
efa anjarako ve? eny ekeko
ka na mamy na mangidy
ry raiko ô! anao ny safidy
ka tsy handosirako ireo adidy

indrisy fa lasa ianao
ho tsaroako raha maraina
ny sento sisa no atao :
"miverena ry sombiniaina!"

ny ranomaso uycvecno sy tomany
no tazomiko mangina
hisava ihany e, tononkira.serasera.org anefa izany
raha miverina ilay tina

réf (2 fois)

réf (2 gtixnse fois)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : ROSSINA
Vangy : 296
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ROSSINA202612
Daty : 02/04/2026 11:39
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0322